Pentekosta ao amin'ny Green Park Bembary : Détente, Nature et Amusement en Famille !

Pentekosta ao amin'ny Green Park Bembary : Détente, Nature et Amusement en Famille !

Publié le: 2026-05-21
Publié par: GreenPark Bembary
+261349433821
+261388617331

PENTEKOSTA AO AMIN’NY Green Park Bembary 24Mai,25 Mai 2026Indraindray tsy mila zavatra lafo na toerana lavitra akory vao afaka miala sasatra sy sambatra Ny natiora, ny rivotra madio, ny fihomehezana miaraka amin’ny fianakaviana sy namana dia efa ampy Amin’ity Alahady sy Alatsinainy PENTEKOSTA ity dia misokatra ho anareo rehetra ny Green Park Bembary Toerana malalaka sy milamina Afaka manao activité libre araka izay tianao Pique-nique • détente • jeux • maka sary • mozika • repos Toerana mety ho an’ny ankizy, tanora, olon-dehibe ary fianakavianaTongava haka aina sy hanova rivotra kely...Miala amin’ny tabataba sy ny stress andavanandro Fidirana : 2 000 Ar monja Tongava maro ary aza adino ny mitondra ny olona tianao hiaraka hankafy fotoana mamy ao amin’ny Green Park Bembary Contact : 038 86 173 31/0349433821#GreenParkBembary #Pentekosta #Détente #Nature #Famille #Sortie #Madagascar Voir moins PENTEKOSTA AO AMIN’NY Green Park Bembary 24Mai,25 Mai 2026 Indraindray tsy mila zavatra lafo na toerana lavitra akory vao afaka miala sasatra sy sambatra Ny natiora, ny rivotra madio, ny fihomehezana miaraka amin’ny fianakaviana sy namana dia efa ampy Amin’ity Alahady sy Alatsinainy PENTEKOSTA ity dia misokatra ho anareo rehetra ny Green Park Bembary Toerana malalaka sy milamina Afaka manao activité libre araka izay tianao Pique-nique • détente • jeux • maka sary • mozika • repos Toerana mety ho an’ny ankizy, tanora, olon-dehibe ary fianakaviana Tongava haka aina sy hanova rivotra kely... Miala amin’ny tabataba sy ny stress andavanandro Fidirana : 2 000 Ar monja Tongava maro ary aza adino ny mitondra ny olona tianao hiaraka hankafy fotoana mamy ao amin’ny Green Park Bembary Contact : 038 86 173 31/0349433821 #GreenParkBembary #Pentekosta #Détente #Nature #Famille #Sortie #Madagascar Voir moins

Inscrivez-vous

Phone

Ces offres peuvent aussi vous intéresser

Découvrez d'autres offres similaires

Voir plus
Call to action Banner

Inscrivez-vous et recevez des offres exceptionnelles

Trouvez votre vacance de rêve en quelques clicks