
Grotte d’Antsahatsaha : Randonnée Époustouflante | Aventure 30/05/2026
SNV OUTDOOR CLUB – RANDONNÉE Vonona ve ianareo amin'ny aventure vaovao? Andao hiara-hahita sy hankafy ny hakanton'ny Grotte d’Antsahatsaha amin’ny dia feno rivotra madio, fiarahana ary fahatsiarovana tsara. Date : 30/05/2026 Toerana hivondronana : Shell Gazety By-pass Ora fahatongavana : 07:00 Fitaterana: Taxi-be Frais aller-retour : 6 000 Ar Samy mitondra sakafo maivana nefa mahavoky ary aza hadino ireo fitaovana ilaina amin’ny randonnée. Fady ny mitondra sakafo misy kisoa sy ireo karazana tongolo rehetra. Mitondra vola hoan'izay hiaraka hisakafo atoandro, alohan'ny Fodiana. Contact : 038 24 300 90 Miara mihetsika, miara mandresy ! Ensemble, respectons la nature et la culture locale. #SNVOutdoorClub #Randonnée #Aventure #Nature #miaramihetsikamiaramandresy Voir moins SNV OUTDOOR CLUB – RANDONNÉE Vonona ve ianareo amin'ny aventure vaovao? Andao hiara-hahita sy hankafy ny hakanton'ny Grotte d’Antsahatsaha amin’ny dia feno rivotra madio, fiarahana ary fahatsiarovana tsara. Date : 30/05/2026 Toerana hivondronana : Shell Gazety By-pass Ora fahatongavana : 07:00 Fitaterana: Taxi-be Frais aller-retour : 6 000 Ar Samy mitondra sakafo maivana nefa mahavoky ary aza hadino ireo fitaovana ilaina amin’ny randonnée. Fady ny mitondra sakafo misy kisoa sy ireo karazana tongolo rehetra. Mitondra vola hoan'izay hiaraka hisakafo atoandro, alohan'ny Fodiana. Contact : 038 24 300 90 Miara mihetsika, miara mandresy ! Ensemble, respectons la nature et la culture locale. #SNVOutdoorClub #Randonnée #Aventure #Nature #miaramihetsikamiaramandresy Voir moins
Inscrivez-vous
Inscrivez-vous
Ces offres peuvent aussi vous intéresser
Découvrez d'autres offres similaires

Inscrivez-vous et recevez des offres exceptionnelles
Trouvez votre vacance de rêve en quelques clicks


