
Fête Inoubliable à Marillac : Concert, Gastronomie & Voyage à Gagner !
Paroasy Mb Louise de Marillac Tanambao Tonga ny fotoana, ora vitsy sisa dia hiditra tanteraka ao anatin'ny fety isika. EGLIZY IARAHA-MANANA KATEDRALY, IVON'NY DIOSEZY, MILA NY DIATANANAO KOA MANENTANA ANTSIKA HO TONGA HANDRAY ANJARA AMIN'IZAO HETSIKA KARAKARAIN'NY PAROASY KATEDRALY IZAO VONONA TANTERAKA NY FANOMANANA HOY NY MPIKARAKARA : VONONA TANTERAKA ILAY MPIHIRA HANDRAVAKA NY LANONANA androany Sabotsy 31 Janoary 2026 izao @12h30 atoandro. HAMAFISINA NY FANENTANANA FA NY FANDRAISANA ANJARA : Ticket Premium 80.000ar (tapakila fidirana ho an'olon-tokana, misakafo, mijery rindran-kira, manao fety) Ticket Gold 300.000ar (ireo rehetra ao amin'ny Premium miampy tirage au sort voyage organisé gratuit Fort Dauphin - Tanà - Dubaï aller-retour). ROMBADROMBAHO FA VOAFETRA NY TOERANA ENY AMIN'NY GRANDE SALLE MARILLAC NY TOERANA Père SAMBO Bruno Paroasy Mb Louise de Marillac Tanambao Tonga ny fotoana, ora vitsy sisa dia hiditra tanteraka ao anatin'ny fety isika. EGLIZY IARAHA-MANANA KATEDRALY, IVON'NY DIOSEZY, MILA NY DIATANANAO KOA MANENTANA ANTSIKA HO TONGA HANDRAY ANJARA AMIN'IZAO HETSIKA KARAKARAIN'NY PAROASY KATEDRALY IZAO VONONA TANTERAKA NY FANOMANANA HOY NY MPIKARAKARA : VONONA TANTERAKA ILAY MPIHIRA HANDRAVAKA NY LANONANA androany Sabotsy 31 Janoary 2026 izao @12h30 atoandro. HAMAFISINA NY FANENTANANA FA NY FANDRAISANA ANJARA : Ticket Premium 80.000ar (tapakila fidirana ho an'olon-tokana, misakafo, mijery rindran-kira, manao fety) Ticket Gold 300.000ar (ireo rehetra ao amin'ny Premium miampy tirage au sort voyage organisé gratuit Fort Dauphin - Tanà - Dubaï aller-retour). ROMBADROMBAHO FA VOAFETRA NY TOERANA ENY AMIN'NY GRANDE SALLE MARILLAC NY TOERANA Père SAMBO Bruno
Inscrivez-vous
Inscrivez-vous
Ces offres peuvent aussi vous intéresser
Découvrez d'autres offres similaires

Inscrivez-vous et recevez des offres exceptionnelles
Trouvez votre vacance de rêve en quelques clicks





