VACANCES À L'ÎLE MAURICE

VACANCES À L'ÎLE MAURICE

Publié le: 2026-04-13
Publié par: ID Dream Tours
+261349520472
+261323082076

VACANCES À L'ÎLE MAURICE 30 Avril au 6 Mai : 5 000.000 Ariary (07 Jours) : SNOW VILLAGE : rehefa tsy ho tonga any Paris ihany dia 'ndao fa soratantsika amin'ny la neige any Maurice koa ny anarantsika e TOUR DE LA CAPITALE & NORTH TOUR :: maka sary eo amin'ny elo be dia be, mahita an'ilay caudan waterfront ... Dia tohizantsika hatrany amin'ilay fiangonana tafo menamena mampalaza an'i Maurice ny tontolo andro, milomano eny amin'ny Mont choisy tsy adino ILE AUX CERFS EN CATAMARAN : fiainana tsara kely eny ambony sambo, mandeha eny amin'ny plage tsara be, dia afaka manidintsidina amin'ny parachute ascensionnel koa... Mijery cascade sy macaque rehetra iny ...sakafo matsiro tsy adino CASELA PARK :mifankahita amin-dry zèbre sy girafe mianakavy, liona mpanjakan'ny biby tsy adino ... Dia manao tulawaka gold coaster mampientana fihetsem-po SOUTH TOUR : Maka sary any Macondé, mahita an'izany grand bassin misy an'ilay statuts lehibe an'i Shiva sy ny vadiny, milomano any amin'ny Le Morne beach ... CURIOUS CORNER : ao isika ilay maka sary mitsongolika e, dia mihomehy sy mivanitika party amin'ireo toerana mahafinaritra be dia be ao anatiny ao SHOPPING MALL : miantsena tsy maintsy atao rehefa hoe any an-dafy ; tetezintsika ny Tribeca, Bagatelle,china mall, Marché de Quatre Bornes, cascavelle mall rehetra iny Tour en tramway: mitaingina lamasinina an'ny vazaha , mahita ny tsy fahita e INCLUS : Billet d'avion TNR - MRU - TNR Petits déjeuners Dîner à l'arrivée 1 Déjeuner BBQ+ boissons Transport Hébergement à base de 2 pax/ chambre Une bouteille d'eau par jour NON INCLUS : Taxe de séjour 3€/ adulte / nuitée Enfant 2 à 10 ans: 4.200.000 Ariary Bébé 0 à 2 ans: 800.000 Ariary Contact : 032 30 820 76 / 034 95 204 72 #IDTOURS #vacances #mauritius #travel #holiday #plage #tourisme Voir moins VACANCES À L'ÎLE MAURICE 30 Avril au 6 Mai : 5 000.000 Ariary (07 Jours) : SNOW VILLAGE : rehefa tsy ho tonga any Paris ihany dia 'ndao fa soratantsika amin'ny la neige any Maurice koa ny anarantsika e TOUR DE LA CAPITALE & NORTH TOUR :: maka sary eo amin'ny elo be dia be, mahita an'ilay caudan waterfront ... Dia tohizantsika hatrany amin'ilay fiangonana tafo menamena mampalaza an'i Maurice ny tontolo andro, milomano eny amin'ny Mont choisy tsy adino ILE AUX CERFS EN CATAMARAN : fiainana tsara kely eny ambony sambo, mandeha eny amin'ny plage tsara be, dia afaka manidintsidina amin'ny parachute ascensionnel koa... Mijery cascade sy macaque rehetra iny ...sakafo matsiro tsy adino CASELA PARK :mifankahita amin-dry zèbre sy girafe mianakavy, liona mpanjakan'ny biby tsy adino ... Dia manao tulawaka gold coaster mampientana fihetsem-po SOUTH TOUR : Maka sary any Macondé, mahita an'izany grand bassin misy an'ilay statuts lehibe an'i Shiva sy ny vadiny, milomano any amin'ny Le Morne beach ... CURIOUS CORNER : ao isika ilay maka sary mitsongolika e, dia mihomehy sy mivanitika party amin'ireo toerana mahafinaritra be dia be ao anatiny ao SHOPPING MALL : miantsena tsy maintsy atao rehefa hoe any an-dafy ; tetezintsika ny Tribeca, Bagatelle,china mall, Marché de Quatre Bornes, cascavelle mall rehetra iny Tour en tramway: mitaingina lamasinina an'ny vazaha , mahita ny tsy fahita e INCLUS : Billet d'avion TNR - MRU - TNR Petits déjeuners Dîner à l'arrivée 1 Déjeuner BBQ+ boissons Transport Hébergement à base de 2 pax/ chambre Une bouteille d'eau par jour NON INCLUS : Taxe de séjour 3€/ adulte / nuitée Enfant 2 à 10 ans: 4.200.000 Ariary Bébé 0 à 2 ans: 800.000 Ariary Contact : 032 30 820 76 / 034 95 204 72 #IDTOURS #vacances #mauritius #travel #holiday #plage #tourisme Voir moins

Inscrivez-vous

Phone

Ces offres peuvent aussi vous intéresser

Découvrez d'autres offres similaires

Voir plus
Call to action Banner

Inscrivez-vous et recevez des offres exceptionnelles

Trouvez votre vacance de rêve en quelques clicks