
Aventure Scooter à Andasibe : Randonnée Inoubliable le 21-22 Mars 2026
RANDONNÉE TANA-SCOOT – RN44 & VISITE DU PARC ANDASIBE Tonga indray ny fotoana hiarahan-tsika passionnés de scooter hiaina aventure sy hiala kely amin’ny routine andavanandro. Toerana aleha : Akondahoda RN44 – ANDASIBE Daty : Samedi 21 mars & Dimanche 22 mars 2026 Toerana hiaingana : Jovena Ambohimangakely Ride, paysage, ambiance, ary fiarahana samy mpankafia. TIMING – Samedi 21 Mars • 07h30 – Rassemblement • 08h00 – Briefing sy fanazavana discipline • 09h00 – Départ officiel • 12h00 – Arrêt Moramanga + briefing • 13h30 – Sakafo atoandro – Akondahoda • Passage référence : Amboasary • Matory Moramanga TIMING – Dimanche 22 Mars • 08h30 – Départ direction ANDASIBE • 09h30 – Shooting photo & visite du parc • 11h00 – Sakafo – Arrêt taxi-brousse Andasibe • 13h00 – Retour Tana DISCIPLINE & CONSIGNES • Casque obligatoire • Respect ny consignes sy ny file de ride • Tsy manao dépassement raha tsy mahazo alalana • Respect ny code de la route Hisy liste fandraisana anarana sy sonia fifanekena mandritra ny briefing. Gilet jaune avec numéro obligatoire ho an’ny participants rehetra ho fanamafisana ny discipline. Hisy fivarotana gilet eny an-toerana amin’ny vidiny tsy akana tombony (5000 Ar) mandritra ny briefing, Izay obligatoire hoantsika vonona ny andeha io. Hisy tête de ligne tsy azo songonana. Raha minia mandika fitsipika dia halaina ny gilet. Ny mpikambana ao amin’ny TANA-SCOOT dia tsy tompon’andraikitra amin’izay minia tsy manaraka ny fitsipika sy ny lamina napetraka. Marihina fa samy tompon’andraikitra amin’ny tenany ny tsirairay. Ride organisé = Ride sécurisé Tsarovy : • Casque intégral obligatoire • Scooter en bon état • Papiers en règle Bonne Ride! Voir moins RANDONNÉE TANA-SCOOT – RN44 & VISITE DU PARC ANDASIBE Tonga indray ny fotoana hiarahan-tsika passionnés de scooter hiaina aventure sy hiala kely amin’ny routine andavanandro. Toerana aleha : Akondahoda RN44 – ANDASIBE Daty : Samedi 21 mars & Dimanche 22 mars 2026 Toerana hiaingana : Jovena Ambohimangakely Ride, paysage, ambiance, ary fiarahana samy mpankafia. TIMING – Samedi 21 Mars • 07h30 – Rassemblement • 08h00 – Briefing sy fanazavana discipline • 09h00 – Départ officiel • 12h00 – Arrêt Moramanga + briefing • 13h30 – Sakafo atoandro – Akondahoda • Passage référence : Amboasary • Matory Moramanga TIMING – Dimanche 22 Mars • 08h30 – Départ direction ANDASIBE • 09h30 – Shooting photo & visite du parc • 11h00 – Sakafo – Arrêt taxi-brousse Andasibe • 13h00 – Retour Tana DISCIPLINE & CONSIGNES • Casque obligatoire • Respect ny consignes sy ny file de ride • Tsy manao dépassement raha tsy mahazo alalana • Respect ny code de la route Hisy liste fandraisana anarana sy sonia fifanekena mandritra ny briefing. Gilet jaune avec numéro obligatoire ho an’ny participants rehetra ho fanamafisana ny discipline. Hisy fivarotana gilet eny an-toerana amin’ny vidiny tsy akana tombony (5000 Ar) mandritra ny briefing, Izay obligatoire hoantsika vonona ny andeha io. Hisy tête de ligne tsy azo songonana. Raha minia mandika fitsipika dia halaina ny gilet. Ny mpikambana ao amin’ny TANA-SCOOT dia tsy tompon’andraikitra amin’izay minia tsy manaraka ny fitsipika sy ny lamina napetraka. Marihina fa samy tompon’andraikitra amin’ny tenany ny tsirairay. Ride organisé = Ride sécurisé Tsarovy : • Casque intégral obligatoire • Scooter en bon état • Papiers en règle Bonne Ride! Voir moins
Inscrivez-vous
Inscrivez-vous
Ces offres peuvent aussi vous intéresser
Découvrez d'autres offres similaires

Inscrivez-vous et recevez des offres exceptionnelles
Trouvez votre vacance de rêve en quelques clicks



