Randonnée à Ambohijanaka : Explorez le Pont d'Anorohoro en Nature !

Randonnée à Ambohijanaka : Explorez le Pont d'Anorohoro en Nature !

Publié le: 2026-10-18
+261382430090

VONONA HANDRAY FANAMBY VAOVAO VE IANAO? Andao indray ary hiaraka isika, hiara-hizaka ny ezaka ary hiara-hankafy ny hakanton'ny natiora! RANDONNÉE : PONT D’ANOROHORO – COMMUNE D’AMBOHIJANAKA Sabotsy 24 Oktobra 2026 Halavirana : 17 km Dénivelé positif : +2 515 m Dénivelé négatif : -1 271 m Tsy dia an-tongotra fotsiny ny randonnée, fa fotoana hanamafisana ny vatana, hampitoniana ny saina ary hankafizana ny hakanton'ny natiora miaraka! Toerana sy ora fiaingana : Eo anoloan'ny Pharmacie d’Ankadindratombo amin'ny 7 ora maraina. Saram-pitari-dalana : 6 000 Ar Saran'ny bus : 5 000 Ar Aza adino : Kiraro randonnée, rano ampy, satroka, sakafo maivana mahavoky ary CIN. Infos : 038 24 300 90 Aza mijanona ho mpijery fotsiny! Tongava hiara-hizotra aminay ary hamorona fahatsiarovana tsy hay hadinoina! Aza tara ary! Misorata anarana dieny izao! SNV OUTDOOR — Miara-mihetsika, miara-mandresy! #SNVOutdoorClub #MiaraMihetsikaMiaraMandresy #Randonnée #PontDAnorohoro #Aventure #Nature #SantéEtBienÊtre

Inscrivez-vous

Phone

Ces offres peuvent aussi vous intéresser

Découvrez d'autres offres similaires

Voir plus
Call to action Banner

Inscrivez-vous et recevez des offres exceptionnelles

Trouvez votre vacance de rêve en quelques clicks