
Évasion à Ampefy : Nature & Aventure Inoubliable au Cœur de Madagascar !
TSY ANDAFY ,TENA TSYANDAFY FAETOMADAGASIKARA IHANY AVY ETO ANTANANARIVO SY NY MANODIDINA VE IANAO? FANTATRAO IHANY KOA VE FA ZAVATRA VAOVAO BE NO MIANDRY ANAO ? #AMPEFY MAFINARITRA BE FOANA ANY E !(Tsy misy hoe leo izany FA AKOATRAN 'NY FITSIDIHINA IREO TOERANA EFA FANTATRA TSIKA KATRAMIN'IZAY DIA MISY ZAVATRA VAOVAO BE HOENTINAY SY NY AMPEFY EUCALYPTUS AMIN'ITY INDRAY MANDE ITY. MANASA ANAO ANIE IJERY SARY ETSY AMBANY E! .. EO MIHINTSY NO HANATANTERAKA ILAY NOFINOFY INY RAHA METY IANAO DIA IRETO AVY IREO TOLOTRA AFAKA SITRAHANA NY ALAHADY 25 octobre 2026 (35500 ar / pers ) EFA MISY: TRANSPORT ANTANANARIVO IMERINTSIATOSIKA -AMPEFY( ALLER ET RETOUR) FITSIDIHINA ILAY TOERANA TSARA BE AVY @ EUCALYPTUS Madagascar MAKA RIVOTRA MADIO AO @ CHUTTE DE LA LILLY KOA E! TAPANY @ ARIVA INY MILOMANO AO GEYSER TOY NY EFA MAHAZATRA AN -TSIKA... GOÛTÉ & BONUS SHOOTING GRATUIT... Raha toa ka MBA mahaliana anao ,mino izahay fa tinareo n'y tontolo zava boary eto Madagascar e.. Andeha tsy hisalasala ifampiresaka @ hafatra miafina na mifandray @ ny laharana 0336017174/0339069598. Moa Raha Tonga dia hoe Zay hoavy anao réservation dia eo amin'ny BUREAU ENCEINTE CANAL+ IANALA IMERINTSIATOSIKA no misy anay!... NB: Afaka Manao réservation en ligne ihany @ alalan'ny hafatra miafina na mifandray @ 033601774 Momba ny Départ & arrivé (06h jovena anosizato ;07 h 15 hoan'ny imerintsiatosika) Ao commentaire voalohany misy ny fanazavana fanampiny tompoko ! Tsegasikara travel Madagascar #tsegasikaratravelmadagascar
Inscrivez-vous
Inscrivez-vous
Ces offres peuvent aussi vous intéresser
Découvrez d'autres offres similaires

Inscrivez-vous et recevez des offres exceptionnelles
Trouvez votre vacance de rêve en quelques clicks




