
VOYAGE D'ÉTUDES ATY ANDAMPA, atao ny CFP ESAC Sambava. SADY MIANATRA ISIKA NO MIALA VOLY ARY MANAO VACANCES
VOYAGE D'ÉTUDES ATY ANDAMPA, atao ny CFP ESAC Sambava. SADY MIANATRA ISIKA NO MIALA VOLY ARY MANAO VACANCES 01 SEPTAMBRA 2026 NY FIDIRANTSIKA VAOVAO @COURS DE LANGUES INTERNATIONALES NATOKANA HO AN'NY ANKIZY MADINIKA, TANORA ARY OLON-DEHIBE (tongava aloha fa malaky feno ny toerana) 3 taona miakatra no alainay. Efa misokatra ny fanoratana anarana 2ÈME VAGUES ato amin'ny CFP ESAC Madagascar eto Antananarivo, Toamasina, Mahajanga, Antsiranana, Sambava, Antalaha, Vohemar, Andapa, Maroantsetra, Mananara-Nord, Antsohihy, Mampikony, Mandritsara, Port-Bergé ary Ambanja. Zaza 15 ihany no ho raisina isaka salle et par niveau ka tongava sao tara Misy cours 2h de temps par jour (4fois par semaine) Misy semi-internat na semi KILASY MANDRY (aterinao 8h ary alainao 17h lay Zaza) Misy INTERNAT na KILASY MANDRY kosa ho an'ny tanora ary olon-dehibe izay tsy miteny Gasy manomboka maraina ka hatramin'ny Zoma hariva sady matory aty aminay fa 2volana garantie'nay miteny tsara. Zahay no miantoka trano, sakafo, boky, sns.... Toerana MISY KILASY MANDRY na internat et semi Internat: Antananarivo, Toamasina, Mahajanga, Mananara-Nord ary Sambava. Zahay miantoka trano, sakafo, boky, sns... COURS DE VACANCES CFP ESAC Madagascar GARANTIE 3mois miteny tsara na mbola tsy mahay nadia kely aza FIDIRANA JUILLET 2026 04 -11 AOÛT 2026 2ème VAGUE COURS NATOKANA HO AN'NY ANKIZY MADINIKA, TANORA ARY OLON-DEHIBE. COURS NATOKANA HO AN'NY FIKAMBANANA, SEKOLY MANOKANA ARY MPIASA ISAN-TSOKAJINY Cours international en salle et en ligne; journalier, spécial weekend et à domicile Langues: Anglaise Française , Italienne , Allemande Espagnole et Chinoise Ireto cours isafidianana: A- COURS NATIONAL 1- Misy cours normal: 2mois/niveaux et 2h temps par séance (4fois par semaine), kilasy mody. 6mois vita tsara sady mahay 2- Cours particuliers et accélérer : 3mois garantie miteny tsara, zahay miantoka boky, audio, sns.... Afaka misafidy fotoana (matin/midi/Soir). 4fois par semaine minimum+ sortie isan-kerin'andro. B- COURS INTERNATIONAL TESOL/TEFL 1- Cours spécial débutant: 5mois 2- Cours spécial niveau avancé: 2mois (ho an'olona efa mahay na koa efa mpampianatra fa mila certificat international Zahay miantoka boky, audio, video, sns...WIFI GRATUIT, CFP ESAC Madagascar International Course 3- COURS EN LIGNE / online course: 3mois Mitovy fianarana andakilasy fa mianatra 1h:30 par séance ; 4fois par semaine minimum ; fotoana isafidianana entre 4h à 23h. 1- ANTANANARIVO: Eo amin'ny 3 Chemins Tsena Ambolokandrina. NB: Misy Kilasy Mandry Secrétaire: 038 01 501 01 / 032 11 511 01 2- TOAMASINA: eo ankaiky Jovena Mangarano eo ampitan'CEG Mangarano eo. Secrétaire: 032 11 511 03 / 038 01 501 04 3- Annexe CFP ESAC TOAMASINA, TANAMBAO V: Eo ampitan'ny bazar Chan Tune Secrétaire: 032 11 511 00 / 038 01 501 03 4- MAHAJANGA: Ao Ampasika eo ampitan'ny croix rouge miampita làlana mijotso iny, mahita banque baobab plus de mivily adroite. Secrétaire: 038 01 501 05 / 032 11 511 77 5- ANTSIRANANA: Ao amin'ny Eglise Lutherienne 032 22 477 31 / 034 36 514 15 6- SAMBAVA: Ao Sambava centre eo ankaiky boutique Mahatsara en face làlana mivily amin'ny DREN Responsable: 032 11 511 71 7- ANTALAHA: Ao amin'ny soupe Patrick taloha, Ankoalabe Responsable: 032 11 511 70 8- VOHEMAR: Ao Andranomasimbe I 032 11 511 74 9-ANDAPA: Ao amin'ny EPP Beanana 032 27 402 89 / 032 75 140 32 10- MAROANTSETRA: Ao Ankiaka Andrefana eo ampitan'ny Atelier James. Responsable: 032 11 511 05 / 038 01 501 09 11- MANANARA-NORD : Ao amin'ny CFP ESAC Mananara-Nord, Androkaroka Secrétaire : 032 11 511 75 / 038 01 501 08 12- AMBATONDRAZAKA : Secrétaire : 032 11 511 03 / 038 01 501 04 13- ANTSOHIHY: Ao amin'ny Grossiste Fernando, Tsaramandroso, 1ere Etage 032 11 511 75 / 038 01 501 06 14- MAMPIKONY: Ao amin'ny LP Mixte La Pie 037 41 743 80 / 038 14 712 13 15- MANDRITSARA: Ao Antanan-Tsimihety 032 11 511 73 16- PORT-BERGÉ: Ao Tsarasaotra, ankaiky Kintana 032 11 511 79 / 038 14 712 13 17- AMBANJA: Ao amin'ny EPP Tanambao V Misy COURS SPÉCIAL SAMEDI ET DIMANCHE (Efa mandray izao) Fanazavana fanampiny momba KILASY MANDRY, tsindrio eto azafady nadia efa lasa fa information mitovy ihany: https://www.facebook.com/100083109441550/posts/395269409920037/?app=fbl Ireo dia samy mandray zaza 3 taona miakatra, tanora ary olon-dehibe izay mianatra 2h de temps par séance et 4fois par semaine (KILASY MODY) SADY MIANATRA ISIKA NO MIALA VOLY ARY MIASA AVY HATRANY miaraka amin'ny CFP ESAC Madagascar International Course Fanazavana fanampiny: mp Facebook : CFP ESAC Madagascarr Raha hijery soutenance 01 nataon'i Mirindra en Français , tsindrio: https://www.facebook.com/CFPESAC/videos/1313826656424897/?app=fbl Raha hijery soutenance 02 nataon'i Angelo en Anglais , tsindrio: https://www.facebook.com/CFPESAC/videos/579189188063999/?app=fbl Raha hijery soutenance 03 nataon'i Antoinette en Français , tsindrio: https://www.facebook.com/CFPESAC/videos/2303308523357605/?app=fbl Raha hijery soutenance 04 nataon'i Manda en Anglais , tsindrio: https://www.facebook.com/CFPESAC/videos/1572247520345785/?app=fbl Raha hijery soutenance 05 nataon'i LANDRICIA en Anglais , tsindrio : https://www.facebook.com/share/v/14rWfkx7eX/ Raha hijery sy ihaino soutenance 06: en Italien dia tsindrio ity lien ity: https://www.facebook.com/share/v/1AmPZWydWt/ To watch the videos of their defenses: Click the links below French:https://www.facebook.com/share/v/8JUXx7ZdpsGKKJJi/... English: https://www.facebook.com/share/v/4MiV56UX8LbsMhgi/... Fankalazana dixième anniversaire CFP ESAC Madagascar : Fisaorana: https://www.facebook.com/100083109441550/posts/495977906515853/?app=fbl Fisaorana: https://www.facebook.com/615.../posts/122169947708232838/... Lalao : https://www.facebook.com/615.../posts/122169347348232838/... Inscription en ligne tsindrio eto: https://forms.gle/bktFf8xaGAnyVEu16
Inscrivez-vous
Inscrivez-vous
Ces offres peuvent aussi vous intéresser
Découvrez d'autres offres similaires

Inscrivez-vous et recevez des offres exceptionnelles
Trouvez votre vacance de rêve en quelques clicks





