Mahajanga 2026 : Voyage Inoubliable avec Dia Kanto | Confiance et Aventure

Mahajanga 2026 : Voyage Inoubliable avec Dia Kanto | Confiance et Aventure

Manambato
Publié le: 2026-08-20
Publié par: Dia Kanto

MERCI POUR VOTRE CONFIANCE — MAHAJANGA 2026 Tontosa soa aman-tsara ny voyage organisé teto Mahajanga, izay nataontsika ny 15 ka hatramin’ny 20 août 2026. Feno fankasitrahana izahay, Dia Kanto, noho ny fahatokisana sy ny fiaraha-mientana nasehonareo nandritra ity dia ity. Mankasitraka indrindra anareo rehetra izay nisafidy anay, natoky anay ary niara-dia taminay. Ny fahafaham-ponareo sy ny traikefa tsara entinareo mody no tena manosika anay hanatsara hatrany ny tolotra sy ny service atolotray. Efa samy manomana ny fodiana sahady isika... tongavasoa daholo ny rehetra, ary enga anie hitombo hatrany ny fahombiazana, ny fahasambarana ary ny vola aman-karena. VOYAGE PRIVÉ Mbola mitohy hatrany ihany koa ny voyage privé miaraka amin’ny Dia Kanto. Mankasitraka ireo mpanjifa rehetra izay mbola manankina aminay ny dianareo sy ny fialan-tsasaranareo. Hiezaka hatrany izahay hanome ny tsara indrindra avy aminay, amin’ny fandaminana matotra, service tsara ary fiaraha-miasa akaiky aminareo, mba hahatonga ny dia tsirairay ho traikefa mahafinaritra sy tsy hay hadinoina. RENDEZ-VOUS MANARAKA : MANAMBATO 30 AOÛT – 03 SEPTEMBRE 2026 Dia Kanto — vonona hatrany hi-accompagner anao amin’ny dianao. Na voyage organisé na voyage privé, ny fahatokisanareo no andraikitray, ary ny fahafaham-ponareo no laharam-pahamehanay. Misaotra tamin’ny fahatokisana. Misaotra tamin’ny fiaraha-dia. Misaotra tamin’ny Dia Kanto. #DiaKanto #VoyageOrganisé #Mahajanga #VoyagePrivé #Manambato #Madagascar #MerciPourVotreConfiance

Inscrivez-vous

Phone

Ces offres peuvent aussi vous intéresser

Découvrez d'autres offres similaires

Voir plus
Call to action Banner

Inscrivez-vous et recevez des offres exceptionnelles

Trouvez votre vacance de rêve en quelques clicks