
Séjour Inoubliable à Manambato : Voyage Organisé du 5 au 9 Octobre 2026
VITA SOA IHANY NY VOYAGE ORGANISÉ 26 AU 30 SEPTEMBRE ! Na mamy aza ny fiarahana, tsy maintsy misaraka ihany... Samy hiverina hiatrika ny asa aman-draharaha sy ny fiainana andavanandro indray isika. Ny Ekipa Dia Kanto dia misaotra indrindra anareo tamin'ny fahatokisana sy ny fiarahana tamin'ity séjour ity. Mirary soa ho anareo rehetra izahay, ho tonga soa aman-tsara any amin'ny tokantrano tsirairay avy ary enga anie hitombo hatrany ny vola aman-karena sy ny fahasambarana! DATE MANARAKA — MANAMBATO 05 AU 09 OCTOBRE 2026 Mbola misy toerana vitsivitsy ho an'izay te hiaraka aminay indray! Dia Kanto Travel — Ny dia, ny ambiance, ny souvenirs. contact : 038 60 468 10/ 032 91 285 57
Inscrivez-vous
Inscrivez-vous
Ces offres peuvent aussi vous intéresser
Découvrez d'autres offres similaires

Inscrivez-vous et recevez des offres exceptionnelles
Trouvez votre vacance de rêve en quelques clicks





