Randonnée Époustouflante à Ambohijanaka : Nature & Aventure le 20 Juin 2026

Randonnée Époustouflante à Ambohijanaka : Nature & Aventure le 20 Juin 2026

Publié le: 2026-06-17
+261382430090

RANDONNÉE AMBOHIJANAKA – TSIAFAHY – SOAMANANDRAY – AMBATOFOTSY GARA Te hankafy rivotra madio, hahita toerana vaovao ary hifaly miaraka amin’ny namana ve ianao? Tongava hiara-dia aminay amin’ity randonnée mahafinaritra ity! Sabotsy 20 Jona 2026 Toerana fihaonana: Arrêt bus Andoharanofotsy Fotoana: 7:30 maraina Fitaterana: Bus PAF: 5 000 Ar Halavirana: 23 km Dénivelé + : 331 m Dénivelé - : 432 m Aza adino ny mitondra : Kiraro mety amin’ny randonnée Rano ampy Satroka na casquette Solomaso fiarovana amin’ny masoandro Bâton de randonnée (raha manana) Sakafo maivana mahavoky Karam-panondrom-pirenena @ Fady ny mitondra @sakafo misy kisoa sy ny karazana tongolo rehetra. Farany fisoratana anarana : Zoma 19 Jona 2026 Fifandraisana : 038 24 300 90 Fotoana iray hahafahana mamantatra toerana vaovao, mankafy ny natiora ary manamafy ny firaisankina ao anatin’ny tontolo mahafinaritra. #SNVOutdoor #Randonnée #MiaraMihetsikaMiaraMandresy #Nature #Aventure #Madagascar

Inscrivez-vous

Phone

Ces offres peuvent aussi vous intéresser

Découvrez d'autres offres similaires

Voir plus
Call to action Banner

Inscrivez-vous et recevez des offres exceptionnelles

Trouvez votre vacance de rêve en quelques clicks