Manambato : Voyage Anniversaire avec Dia Kanto | Aventure Inoubliable !

Manambato : Voyage Anniversaire avec Dia Kanto | Aventure Inoubliable !

Publié le: 2026-06-02
+261386046810

Ny mora indrindra hatrany Dia Kanto 2 juin MANAMBATO VACANCES – VOYAGE ORGANISÉ 24 au 28 Juin 2026 hoavy izao fotona Miavaka ity édition ity satria hankalaza ny 1 taona niorenan'i Dia Kanto isika! Any Manambato mihitsy no hanaovantsika ny fanapahana gâteau anniversaire, ary misy ihany koa ireo surprise maro nomaninay ho an'ireo hiaraka aminay amin'ity aventure ity. Offre spéciale Chambre mitokana ho an'izay tia confort sy intimité Chambre partagée ho an'izay tsy sarotiny Starex confortable Ramassage sy remisage offerte Ambiance assurée Surprise spéciale anniversaire Dia Kanto Marihina fa misy acompte obligatoire ho fanamafisana ny réservation Noho ny fahavitsian'ny toerana sy mba hisorohana ireo réservation tsy voamarina nefa tsy tonga amin'ny farany, dia ny acompte ihany no manamarina tanteraka ny fisoratana anarana. Rehefa voaray ny acompte dia voatahiry avy hatrany ny toeranao. Iza no mbola tsy handeha? Aza tara fa 10 places seulement no oentinay amin'ity départ ity! Raha mila fanazavana fanampiny na te hamandrika toerana dia midira hafatra miafina. Contact : 038 60 468 10 Dia Kanto – Manao ny dia ho fahatsiarovana tsy hay hadinoina. Voir moins MANAMBATO VACANCES – VOYAGE ORGANISÉ 24 au 28 Juin 2026 hoavy izao fotona Miavaka ity édition ity satria hankalaza ny 1 taona niorenan'i Dia Kanto isika! Any Manambato mihitsy no hanaovantsika ny fanapahana gâteau anniversaire, ary misy ihany koa ireo surprise maro nomaninay ho an'ireo hiaraka aminay amin'ity aventure ity. Offre spéciale Chambre mitokana ho an'izay tia confort sy intimité Chambre partagée ho an'izay tsy sarotiny Starex confortable Ramassage sy remisage offerte Ambiance assurée Surprise spéciale anniversaire Dia Kanto Marihina fa misy acompte obligatoire ho fanamafisana ny réservation Noho ny fahavitsian'ny toerana sy mba hisorohana ireo réservation tsy voamarina nefa tsy tonga amin'ny farany, dia ny acompte ihany no manamarina tanteraka ny fisoratana anarana. Rehefa voaray ny acompte dia voatahiry avy hatrany ny toeranao. Iza no mbola tsy handeha? Aza tara fa 10 places seulement no oentinay amin'ity départ ity! Raha mila fanazavana fanampiny na te hamandrika toerana dia midira hafatra miafina. Contact : 038 60 468 10 Dia Kanto – Manao ny dia ho fahatsiarovana tsy hay hadinoina. Voir moins

Inscrivez-vous

Phone

Ces offres peuvent aussi vous intéresser

Découvrez d'autres offres similaires

Voir plus
Call to action Banner

Inscrivez-vous et recevez des offres exceptionnelles

Trouvez votre vacance de rêve en quelques clicks