
Sainte Marie : Festival des Baleines + Aventure Inoubliable | Réservez Maintenant!
Publié le: 2026-06-04
Publié par: Bella Tours
+261384202000
Coucou Aiza daholo isika team voyage Local rehetra Manana ny tena mampiavaka azy i Madagascar ary anisan'ny firenena tena mbola betsaka mpitsikdika be manerantany. . Tsy diso anjara koa isika tompontany fa omena tolotra mahafapo foana. . Ndao indray ary isika ho any Sainte Marie eh, hamonjy festival des baleines, , ho ento daholo namana, fianakaviana...... Ka ireo ary ny tolotra miaraka amin'ny Bella tours Voyage Sainte Marie mandeha avion Compris :
- Billet d'avion aller retour
- Transfert :Aéroport Tana, Aéroport Sainte Marie Raha miaraka aminay ianareo dia alaina any an trano fa tsy hoe any amin'ny aéroport no fotoana
- Transport mandritra ny séjour
- Guide Les activités : Baie d'ampanihy Excursion îles aux nattes Observation des baleines Cascades Piscines naturelle Tour de la ville. Prix :4 500 000ar, mbola afaka aloha tsikelikely koa izy io eh Koa tongava ary miaraka aminay fa ho feno fahafahampo ianao sy ny ankohonanao #BellaTours #votrereferenceenvoyagedereve #voyagestmarie Voir moins
Inscrivez-vous
Inscrivez-vous
Ces offres peuvent aussi vous intéresser
Découvrez d'autres offres similaires

Inscrivez-vous et recevez des offres exceptionnelles
Trouvez votre vacance de rêve en quelques clicks



